Entry | 1 tsy latsa-danja noho ny (tsy) |
Part of speech | 2 locution |
Examples |
3 Nefa nisy anankiray izay noheverina ho tsy latsa-danja noho ny andriamani-dahy. [1.38] 4 Rainitoandro tokoa no maty, fa ny fitsimbinan' ny tany ama-monina ny vady aman-janany dia mahatahotra an' Andriamanitra, fa mihoatra sy tsy latsa-danja noho ny fahavelony. [2.470] |
Updated on 2020/07/31 |